Home
Welcome in the ProVert Web Page
Fambolen-kazo tao tombontsoa PDF Print

 

 

Notanterahina teto Tombontsoa ny fivorian’ny vondrona Taontolo iainana teo anivon’ny soritr’asa maro anatin’ny Provert ny 25, 26, 27 lasa teo.

andritra izany fotoana izany koa dia nisy hetsika fambolen-kazo nataon’izy ireo izay nambolena karazana zana-kazo maromaro toy ny hazo fihinam-boa: citron meyer (10 fototra), mandarine clémentine (10 fototra), orange Valencia (10 fototra), Orange washington (10 fototra), Prune black Amber (10 fototra),

Poire (8 fototra), Paiso mena (8 fototra) izay novolena manara-penitra tsara. Ankoatra ireo moa dia samy niezaka ireo avy any amin’ny faritra nitondra karazan-kazo izay mampiavaka ny faritra ka nandramana nambolena tao amin’ny sekoly toy ny hazo haingon-tanàna: Baobab, Terminalia mantaly, Ravinala, Cannel, ananambo, ……

Last Updated ( Tuesday, 15 February 2011 11:29 )
Read more...
 
PDF Print
Monday, 20 December 2010 14:47

 What is a green school?

·         A green school is fun!

The students learn through activities and experiments in their local environment.

·         A green school loves!

Everyone should feel welcome, and the school should be able to give good education to all students and be attentive to their different needs.

·         A green school is eco-friendly!

The students learn about the nature and learn to love and protect it.

·         A green school is hard-working!

All schools should have small tree-planting projects or school gardens.

·         A green school is beautiful!

The schools are clean and have playgrounds, areas with shadow, sitting groups, flowers, trees and decorated classrooms.

·         A green school is healthy!

The children learn to wash their hands and keep their surroundings safe and clean.

Last Updated ( Tuesday, 15 February 2011 11:26 )
Read more...
 
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpampianatra sy mpianatra tao amin’ny kolejy loterana Farimbona PDF Print
Sunday, 01 August 2010 15:10

 

 

Manakory ny miara-mianatra amin’ny marenina ?

Miriame : Tsara, tiako, mandra-pahatonga any amin’ny 6ème

Nohémie :Tamin’ny voalohany natahotra aho nandre ny feony. Izao aho tsy matahotra intsony satria milay, satria zatra.

Miandrisoa : Mahafinaritra ny miara-mianatra, tsara ny miara-milalao aminy, mahay mifampiresaka izahay.

Julianna : Misy marenina lehibe miara-mipetraka aminay dia manao baiko. Tsara ny manao baiko, fa manaova ihany hoy i Mama.

Last Updated ( Wednesday, 04 August 2010 13:58 )
Read more...
 
Fitaovana enti-mampianatra PDF Print
Sunday, 01 August 2010 15:41

Zava-dehibe amin’ny fampianarana ny fisian’ny fitaovana, manampy be dia be ny mpampianatra amin’ny fanatrarana ny tanjona ary manamora nyfahazoan’ny ankizy ny lesona izy ireny. Azo lazaina fa manamaivana kokoa ny asa fampianarana ny fisiany.

 

 

Last Updated ( Tuesday, 15 February 2011 11:28 )
Read more...
 
KOLEJY LOTERANA VOHIPOSA PDF Print
Monday, 26 July 2010 13:46

Kolejy iray eo anivon'ny Fanabeazana Loterana ny Kolejy Vohiposa. Eo anivon'ny Synodam-paritany Afovoany (Fianarantsoa) no misy ity sekoly ity, ary anisan'ireo tohanan'ny soritr'asa ProVert.

Last Updated ( Sunday, 01 August 2010 15:20 )
Read more...
 
More Articles...
<< Start < Prev 1 2 3 4 5 6 Next > End >>

Page 1 of 6
Malgach (Mg)English (United Kingdom)

Statistics

Visits [+/-]
Today:
Yesterday:
Day before yesterday:
13
27
26

+1
This week:
Last week:
Week before last week:
147
156
155

+1
This month:
Last month:
Month before last month:
409
736
839

-103
This year:
Last year:
3516
6869
-3353

Avarage per day
This week:
Last week:
Week before last week:
18.4
22.3
22.1
-3.9
+0.2
This month:
Last month:
Month before last month:
20.5
24.5
28
-4
-3.5

All visits
Since module start 28 756
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: