|
Fitaovana enti-mampianatra |
|
|
|
Dimanche, 01 Août 2010 15:41 |
|
Zava-dehibe amin’ny fampianarana ny fisian’ny fitaovana, manampy be dia be ny mpampianatra amin’ny fanatrarana ny tanjona ary manamora nyfahazoan’ny ankizy ny lesona izy ireny. Azo lazaina fa manamaivana kokoa ny asa fampianarana ny fisiany. |
|
Mis à jour ( Mercredi, 04 Août 2010 13:56 )
|
|
Tohiny...
|
|
|
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpampianatra sy mpianatra tao amin’ny kolejy loterana Farimbona |
|
|
|
Dimanche, 01 Août 2010 15:10 |
|
Manakory ny miara-mianatra amin’ny marenina ? Miriame : Tsara, tiako, mandra-pahatonga any amin’ny 6ème Nohémie :Tamin’ny voalohany natahotra aho nandre ny feony. Izao aho tsy matahotra intsony satria milay, satria zatra. Miandrisoa : Mahafinaritra ny miara-mianatra, tsara ny miara-milalao aminy, mahay mifampiresaka izahay. Julianna : Misy marenina lehibe miara-mipetraka aminay dia manao baiko. Tsara ny manao baiko, fa manaova ihany hoy i Mama. |
|
Mis à jour ( Mercredi, 04 Août 2010 13:58 )
|
|
Tohiny...
|
|
Fiaraha-miasa amin’ny UNICEF |
|
|
|
Vendredi, 23 Juillet 2010 08:36 |
|
Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny UNICEF. Tao aorian’ny fifampitsidihana sy fifampizarana traik’efa mahakasika ny fanabeazana mampiaty dia miara– dia any Ouganda indray ny UNICEF sy ProVert. Ny fijerena ny traik’efan’io firenena io amin’ny lafin’ny fanabeazana mampiaty no tena antondia. |
|
Mis à jour ( Lundi, 26 Juillet 2010 14:00 )
|
|
Tohiny...
|
|
|
KOLEJY LOTERANA VOHIPOSA |
|
|
|
Lundi, 26 Juillet 2010 13:46 |
|

Kolejy iray eo anivon'ny Fanabeazana Loterana ny Kolejy Vohiposa. Eo anivon'ny Synodam-paritany Afovoany (Fianarantsoa) no misy ity sekoly ity, ary anisan'ireo tohanan'ny soritr'asa ProVert. |
|
Mis à jour ( Dimanche, 01 Août 2010 15:20 )
|
|
Tohiny...
|
|
Fivoriana isan'enimbolana ProVert |
|
|
|
Lundi, 14 Juin 2010 00:00 |
|
Tontosa soaman-tsara ny 08 sy ny 09 jona lasa teo ny fivoriana isan'enimbolana fanaon'ny Provert. Raha tsiahivina moa dia ity fivoriana ity no fotoana ihaon'ny soritr'asa tsirairay ao anaty ProVert. |
|
Mis à jour ( Vendredi, 23 Juillet 2010 08:42 )
|
|
Tohiny...
|
|
|
|
|
<< Début < Préc 1 2 3 4 5 Suivant > Fin >>
|
|
Page 1 de 5 |