Home
Welcome in the ProVert Web Page
Vaovao FFL PDF Print
Wednesday, 28 October 2009 15:19

Fampianarana sy Fanabeazana Loterana (FFL)

« . . . ary izay hendry dia hamirapiratra. » Daniel 12 :3a »

 

Anisan’ny fandraisan’anjaran’ny Fiangonana Loterana amin’ny sehatry ny Fanabezana ny Fampianarana. Ny Fampianarana mantsy dia :

Last Updated ( Wednesday, 28 October 2009 15:33 )
Read more...
 
Vaovao FOFAMA PDF Print
Wednesday, 28 October 2009 15:12

Fanofanana Mpampianatra

 

Efa tamin'ny taona 1997 no nisy fiofanana farany ho an' ny mpampianatry ny marenina  teto Madagasikara dia vao  izao
indray. Andiany faha fito ireo izay vao nivoaka ka nitondra ny anarana hoe "FINIDY". 

Niofana nandritra ny 2 taona izy ireo. Maro ireo taranja nianarany  toy ny : fampitenenana,  baiko tànana, toe-tsain' ny zaza, toe-tsain' ny marenina, fampianarana ankapobeny, fampianarana manokana ho an' ny marenina sy pratika, culture  ‘ny
marenina, creativité miampy famoronana matériel didactique, asa tànana, fampiasan- tsaina isankarazany, ny tantaran' ny
fampianarana  ny marenina eran-tany sy eto  Madagasikara, déontologie, législation scolaire, Anglais. 

Ny 18 Jolay 2009 no navoaka izy ireo ka notolorana ny diplaoma ahazoana mampianatra ny marenina eto Madagasikara. Miisa 7 ny sekolin' ny marenina eto Madagasikara ka notsinjaraina amin' ireo sekoly ireo izy 14 mianadahy andiany Finidy.

 

 

 

 

 

 

 
Vaovao SM Bara PDF Print
Wednesday, 28 October 2009 15:04

Vokatra fanadinana CEPE

 

Sekoly 8 amin’ny 11 no nandray anjara tamin’ny fanadinana ofisialy ny jolay 2009 lasa teo, ny sekoly Soatanimbary, Mahabo, Marosakoa, Angavo, Tsingilofilobe, Ankasy Besakoa Anenjika. Mitotaly 42 ny isan’ny mpianatra nandray anjara avy amin’ireo sekoly ireo. Nahafa-po ny vokatra izay azo, 40 tamin’ireo 42 no afaka fanadinana. Ny tao amin’ny sekoly Besakoa Anenjika ihany no nahitana ny lesoka fa ny an’ny sekoly 7 ambiny dia 100% ny salam-pahafahana fanadinana.

 

Fanofanana Mpampianatra

 

Mpampianatra 4 vaovao no nampiofana tao amin’ny birao vaovaon’ny sekoly Maitso Bara tao Toliary ny 7 ka hatramin’ny 10 septambra lasa teo. Alohan’ny hampianaran’izy ireo dia nohamafisina ny fahalalan’izy ireo mikasika ny “Psycho-pédagogie”, ny “Legislation scolaire”, “education inclusive” ary ny “créativité”.

 

 

 

 

Last Updated ( Wednesday, 28 October 2009 15:11 )
 
Vaovao Sekoly Maitso Shalom PDF Print
Wednesday, 28 October 2009 15:08

Fanofanana Mpampianatra

 

Nandritra ny fotoam-pialatsasatry, ny faramparan’ny  volana Jolay 2009 ka hatramin’ny voalohandohan’ny volana Oktobra 2009 no nanaovana ny fampiofanana ny mpampianatra rehetra amin’ny sekoly maitso Shalom. Ny ekipa ato amin’ny Programa Fanabeazana Maitso  Shalom no mpampiofana tamin’izany.

Last Updated ( Wednesday, 28 October 2009 15:12 )
Read more...
 
SEKOLIN’NY MARENINA TOAMASINA PDF Print
Written by Sekolin'ny Marenina Toamasina   

                                                 SE.MA.TO.

VAOVAO FARAPARAN’NY TAOM-PIANARANA 2008/2009

Ankoatry ny fiainana andavan’andron’ny SEMATO sy ny fandaharana anatiny ato amin’ny FLM, indrindra fa ny FSFLM, dia maro ireo hetsika niarahanay tamin’ny sehatra samihafa tamin’izao famaranana ny taom-pianarana 2008/2009 izao. Raha lazaina tsotra dia mitondra ny anjara-birikiny tokoa ny FLM, ary tena tompon’antoka mihintsy,amin’ny fanabeazana ny zaza marenina. Na dia efa fanaonay koa aza ny ankamaroan’izay ho lazaina, dia tiana ny manamarika fa nahafahanay nampivelatra sy nanamora ny fandraisanay anjara ny fanohanana azo avy amin’ny PROVERT. 

Read more...
 
More Articles...
<< Start < Prev 1 2 3 4 5 Next > End >>

Page 3 of 5
Malgach (Mg)English (United Kingdom)

Diary ProVert

Datin’ireo atrik’asa rezionaly fanabeazana mampiaty  taona 2010:

 

Toerana

Daty

Fianara

ntsoa

10- 12 Aogositra

Moron

dava

31 Aogositra -

03 Septambra

Maha

janga

7-9 Septambra

 

Datin’ireo fanadinana ofisialy taom-pianarana 2010:

 

BEPC: 26,27, 28, 29 Juillet

BAC: 16, 17, 18, 19 Juillet

 

Daty fifaninanana hidirana ao  amin’ny

 

SEFAFI Tombontsoa Antsirabe: 30 Aogositra 2010

SEFAFI Fihaonana Vohipeno: 23 - 27 Jolay 2010

SFM Fandriana: 24, 25 Aogositra 2010

Statistics

Visits [+/-]
Today:
Yesterday:
Day before yesterday:
2
43
46

-3
This week:
Last week:
Week before last week:
2
301
310

-9
This month:
Last month:
Month before last month:
212
1320
1163

+157
This year:
Last year:
6686
6858
-172

Avarage per day
This week:
Last week:
Week before last week:
2
43
44.3
-41
-1.3
This month:
Last month:
Month before last month:
35.3
44
38.8
-8.7
+5.2

All visits
Since module start 14 024
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: