Home
Welcome in the ProVert Web Page
Fanofanana ara-tontolo iainana tany amin’ny SFM FANDRIANA
Thursday, 02 April 2009 16:36

 

 

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa ara-teknika eo amin’ny SFM sy ny ProVert.

Nandritra ny telo andro, ny 19, 20 ary ny faha 21 ny volana martsa 2009 no natao tao Fandriana ny fanofanana ara-tontolo iainana ho an’ireo 70 mpiofana ho mpampianatra.

Raha ampahatsiahivina fohy dia efa misy eo anivon’ny SFM ny atao hoe “Activité Verte”. Izy io dia mikendry indrindra ny fampianarana ireo mpiofana mikasika ny fambolena, ny nahandro ary ny “informatique”. Tsy natao ho fahalalany fotsiny anefa izany fa natao mba hampihariny ary zarainy amin’ny mpianatra rehefa tonga mpampianatra ireo mpiofana ireo.

Last Updated ( Monday, 06 April 2009 12:26 )
Read more...
 
Atrik'asa fiatrehana ny vokatry ny tombana
Monday, 16 February 2009 08:37

 

 

Tontosa soa aman-tsara ny 10 - 11- 12 Febroary 2009 lasa teo ny atrik'asa fiatrehana ireo fitakiana nandritra ny tombana natao tamin'ny Programa ProVert tamin'ny  taona 2008 lasa iny.

Nizotra an-tsakany sy an-davany ny fifanakalozana rehetra. Ankoatra ny Tombana dia nojerena ambangovangony koa ny zava-dehibe tamin'ny tatitra audit 2008, ary koa ny budget iasana 2009-2011.

Nanampy izany ny fanofanana momba ny leadership sy ny leadership situationnel izay hita fa tena ilain'ny soritr'asantsika.

Ny dingana manaraka dia ny famadihana ny tatitra isam-baomiera (vaomieran'ny sekoly araka asa: Sefafi, Fofafa, Fofaja Loharano, Fofama atelier sy Fav; vaomieran'ny sekoly fanabeazana fototra: Ffl, Sfm, Smbara, Smshalom, Fofama, Fofaja) ho tahirin-kevitra (document) hiasana, ka entina isaky ny soritr'asa indray amin'ny hamadihana azy ho plan d'activité hiasana. Dia izay no mandrafitra ny plan stratégique du programme.

Last Updated ( Tuesday, 24 February 2009 12:59 )
 
Diary PDF Print
Written by Ndrina   
Tuesday, 03 February 2009 07:28

Datin’ireo atrik’asa rezionaly fanabeazana mampiaty  taona 2010:

 

Toerana

Daty

Fianara

ntsoa

10- 12 Aogositra

Moron

dava

31 Aogositra -

03 Septambra

Maha

janga

7-9 Septambra

 

Datin’ireo fanadinana ofisialy taom-pianarana 2010:

 

BEPC: 26,27, 28, 29 Juillet

BAC: 16, 17, 18, 19 Juillet

 

Daty fifaninanana hidirana ao  amin’ny

 

SEFAFI Tombontsoa Antsirabe: 30 Aogositra 2010

SEFAFI Fihaonana Vohipeno: 23 - 27 Jolay 2010

SFM Fandriana: 24, 25 Aogositra 2010

Last Updated ( Monday, 26 July 2010 14:11 )
 
Fitsidihana Sekoly PDF

Tamin’ny voalohan’ny volana Oktobra 2008 dia nanatanteraka fitsidihana sekoly vitsivitsy ny ekipa ProVert. Anisan’ireo sekoly notsidihana tamin’izany ny Sekoly FLM tao Vohiposa Fianarantsoa, ny Sekoly Andrianarijaona  ao Fianarantsoa, ny Sekoly  FLM ao Tsingilofilobe (faritra Bara).

Last Updated ( Thursday, 19 February 2009 08:07 )
Read more...
 
Fahavitan'ny trano sekoly ho an'ny ankizy marenina ao Fianarantsoa
Written by provert   
Tuesday, 06 January 2009 06:44

Tanteraka soa aman-tsara ny fanorenana tranon-tsekoly ho an'ny SEMAFI (Sekolin'ny Marenina ao Fianarantsoa). Mirefy 24 metatra ny lavany ary 8,5 metatra ny sakany ary ahitana efitra telo mirefy 8m X 8m.

Last Updated ( Monday, 16 March 2009 08:08 )
Read more...
 
<< Start < Prev 1 2 3 4 5 Next > End >>

Page 5 of 5
Malgach (Mg)English (United Kingdom)

Diary ProVert

Datin’ireo atrik’asa rezionaly fanabeazana mampiaty  taona 2010:

 

Toerana

Daty

Fianara

ntsoa

10- 12 Aogositra

Moron

dava

31 Aogositra -

03 Septambra

Maha

janga

7-9 Septambra

 

Datin’ireo fanadinana ofisialy taom-pianarana 2010:

 

BEPC: 26,27, 28, 29 Juillet

BAC: 16, 17, 18, 19 Juillet

 

Daty fifaninanana hidirana ao  amin’ny

 

SEFAFI Tombontsoa Antsirabe: 30 Aogositra 2010

SEFAFI Fihaonana Vohipeno: 23 - 27 Jolay 2010

SFM Fandriana: 24, 25 Aogositra 2010

Statistics

Visits [+/-]
Today:
Yesterday:
Day before yesterday:
2
43
46

-3
This week:
Last week:
Week before last week:
2
301
310

-9
This month:
Last month:
Month before last month:
212
1320
1163

+157
This year:
Last year:
6686
6858
-172

Avarage per day
This week:
Last week:
Week before last week:
2
43
44.3
-41
-1.3
This month:
Last month:
Month before last month:
35.3
44
38.8
-8.7
+5.2

All visits
Since module start 14 023
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: