|
Boky Fiainana Maitso 2 |
|
|
|
Monday, 31 May 2010 06:40 |
|

|
|
Last Updated ( Friday, 23 July 2010 08:50 )
|
|
Read more...
|
|
|
Monday, 03 May 2010 00:00 |
|
Atrik’asa mahakasika ny fanabeazana mampiaty na ny « éducation inclusive » tao amin’ny hotel des Thermes Antsirabe ny 19, 20, 21 aprily 2010 
|
|
Last Updated ( Friday, 23 July 2010 08:48 )
|
|
Read more...
|
|
Boky Tantaran'ny Madagasikara kilasy T4 |
|
|
|
Tuesday, 16 February 2010 16:10 |
|
Anisan’ny fanamby napetraky ny vondrona pedagojika eto anivon’ny ProVert ny hamoaka boky mahakasika ny tantaran’i Madagasikara ao amin’ny kilasy CM1 na T4. Fanirian’ny rehetra ny hampiavaka an’ity boky ity amin’ireo boky tantara fahita hatrizay. Inona avy ary no ho hitantsika ao anatin’ny boky ? |
|
Last Updated ( Tuesday, 16 February 2010 17:47 )
|
|
Read more...
|
|
|
Fanabeazana mampiaty |
|
|
|
Tuesday, 16 February 2010 18:07 |
|
Mananjo hianatra ny ankizy rehetra (andininy faha 26 ny zon'ny olombelona). Ny mety ho fahasembanana misy eo amin'ny olona akory dia tsy manala io zo fototra io. Vaindohan-draharahan'ny ProVert ny fanomezana fanabeazana ny ankizy rehetra indrindra indrindra ireo izay iharan'ny fanilikilihina. Mba tsy hijanona ho resaka fotsiny anefa izany dia niroso tanteraka amin'ny fandraisanan'andraikitra ny Programa Fanabeazana Maitso ka nanapakevitra fa hanomboka ny fampiarana ny fanabeazana mampiaty (education inclusive) ho an'ireo ankizy manana filana manokana antsoina mahazatra hoe :"jamba" na ko ireo "marenina". |
|
Last Updated ( Monday, 26 July 2010 14:16 )
|
|
Read more...
|
|
TAOM-PIANARANA VAOVAO 2009 –2010 |
|
|
|
Written by rasoalinoro alijaona marie clarisse
|
|
Wednesday, 28 October 2009 15:57 |
|
Vita izay ny fotoana fialan-tsasatra ho an’ny be sy ny maro. Ho antsika mpampianatra dia nandritra izany no nanomanantsika ny taom-pianarana vaovao, ilaina tokoa mantsy ny miomana mialoha ny hiatrehana ny fidirana. Azo oharina amin’ny mpanao baolina ihany isika satria izy ireo raha hiatrika lalao dia manao fanomanan-tena, miankina amin’io fanomanan-tena ataon’ny ekipa io no mety ho vokatry ny lalao, raha tsara ny fiomanana dia tsy hisy loatra ny tahotra raha hiatrika ny mpifanandrina aminy ny ekipa. Toy izany ihany koa isika rehefa tsara fiomanana dia manantena fa hizotra sy hilamina tsara ny taom-pianarana vaovao. |
|
Last Updated ( Wednesday, 28 October 2009 16:00 )
|
|
Read more...
|
|
|
|
|
<< Start < Prev 1 2 3 4 5 Next > End >>
|
|
Page 2 of 5 |