-
Hotanterahina any Toliara ny fivoriana iraisan'ny soritrasa Loterana rehetra izay vatsian'ny Fanjakana Norveziana vola, izay mirafitra ao anivon'ny ProVert.Ny 08-10 Jona 2010 ho avy izao no hanatanterahana izany ary anasana ny Talen'ny Soritrasa, ny Mpi...
-
WORKSHOP iraisam-pirenena mahakasika ny fanabeazana mampiaty Taorian’ny resaka nifanaovana tamin’ny masoivohon’i Norvège eto Madagasikara dia ny 20, 21,22 Aprily 2010 ho avy izao no ho tanterahina ny Workshop iraisam-pirenena mahakasik...
-
Ny 09 desambra 2009 lasa teo no notokanana ny birao vaovaon’ny Sekoly Maitso Bara ao Toliara. Natao tokoa ity birao ity mba hanamorana ny asa fanarahamaso sy fikarakarana ny taratasin’ireo Sekoly 8 misy ao amin’ny faritry ny Fiherenana Tolia...
-
FFL : Ny Sekoly Loterana tao Antsomaina ao Fianarantsoa indray no nahazo ny fitsidiana avy tamin’ny ProVert tamin’iny telovolana lasa iny. Ny mpanolotsaina pedagojika sy ny mpanolotsina ara-tontolo iainana avy amin’ny ProVert no niaraka tam...
-
Ny 7- 8 jolay 2009 lasa teo no notanterahina tao amin’ny SFM Fandriana ny green week voalohany tamin’ity taona 2009 ity. Niompana tamin’ny fitadiavana fomba mahomby ampidirana ny fanabeazana ara-tontolo iainana ao anatin’ny programam-pamp...
-
Io no teny fanafohezana ny hoe Women Empowerment and Gender Equality, na raha adika tsotra dia “miralenta ho amin’ny fampandrosoana”. Ny Miralenta dia tsy tetikasa na soritrasa fa fomba fiasa (approache). Ny BN alavaina amin’ny Bistandsnemnda,...
-
Dinidinika nifanaovan’Atoa Jorn Lemvick tamin’ny Filoha sy ny Tonian’ny Fiangonana Loterana Malagasy tamin’ny 31 aogositra 2009 tao Andohalo. __________________________ Atoa Jorn Lemvick dia Tonian’ny BN, Bistandsnemnda, misiona norveziana...
-
WEGE ? Isika Malagasy dia anisan’ireo olona mandala ny soatoavina sy ny fomba navelan’ireo razana tany aloha. Misy amin’ireo anefa no azo lazaina ho efa nilaozan’ny toetr’andro, toy ny fiheverana fa fanaka malemy ny vehiv...
-
Tao aorian`izay fotoana nisian`ny korontana teto amin`ny firenena izay ( Janoary - Aprily) dia tsy mba afaka nanatontosa fitsidihana soritrasa, afa-tsy vitsy, ny birao Fandraharahana ProVert. Amin`izao fotoana izao dia misy ny ezaka atao mifandraika amin`...
-
RASOALINORO Alijaona Marie Clarisse no anarany. Mpiara-miasa vehivavy ato amin’ny ProVert. Araka ny efa fantantsika dia nitady mpanolo-tsaina ara-pedagojika isika teto amin’ny ProVert mba hanampy ny ekipa ao amin’ny birao fandraharahana. N...
-
Nous sommes à la recherche d'une personne capable de donner des cours d'anglais à nos personnels et de corriger des textes en anglais.Contact: provert@provertflm.mg034 05 034 50 ou 034 05 034 55...
-
Un(e) Conseiller(e) pédagogique...
-
Tanteraka ny 24-26 Novambra 2008 ny biannual meeting niarahan'ny ProVert sy ireo soritr'asa miara-dia aminy. Nanampy azy ireo ny MIRD Program nandritra ny andro voalohany sy ny tapakandro faharoa, izay nandinihana manokana ny lafiny ara-bola, sy ny fanats...
-
Tonga namangy ny SE.MA.TO. ny Tale Nasionalin'ny Fanabeazana ny Marenina, Ramatoa Jeannette Raelisoa, sy ny tompon'andraikitra momba ny tontolo iainana ato amin'ny PROVERT, Andriamatoa NDRINA....
-
Ny 5 desembra 2008 maraina no tanterahana tao amin'ny Misiona Norveziana ao Isoraka Antananarivo ny fankalazana ny Krismasy notanterahin'ny Foibe Fiangonana Loterana Malagasy sy ireo mpiara-miasa nasionaly rehetra....
-
Ny 02 sy 03 desambra lasa teo no notontosaina tany Ihosy tao amin'ny SoFaBa ny herinandro maitso niarahan'ny soritr'asa tsirairay miara-miasa amin'ny ProVert....
-
Ny Talata 23 septambra 2008 no teraka lahy kely ny vadin’ny Solontena maharitry ny NMS eto Madagasikara, i Andriamatoa Arild BAKKE. I Natanael Ariziva BAKKE no anaran’ny zaza ary izy no zaza faharoa....
-
Ny 10 ka hatramin’ny 12 Jona lasa teo ny “Green Week” na adika hoe herinandro maitso. Atrik'asa lehibe fifampizarana traik'efa ara-tontolo iainana izy ity. Niavaka tamin’ny herinandro maitso notontosaina tamin’ny taona lasa izy ity noho izy tena...
-
Ny 10 ka hatramin’ny 12 Jona lasa teo ny “Green Week” na hadika hoe herinandro maitso. Atrikasa lehibe fifampizarana traikefa ara-tontolo iainana izy ity. Niavaka tamin’ny herinandro maitso notontosaina tamin’ny taona lasa iz...