Archives

Filter 

  • Fivoriana isan'enimbolana tanterahina any Toliara

     Hotanterahina any Toliara ny fivoriana iraisan'ny soritrasa Loterana rehetra izay vatsian'ny Fanjakana Norveziana vola, izay mirafitra ao anivon'ny ProVert.Ny 08-10 Jona 2010 ho avy izao no hanatanterahana izany ary anasana ny Talen'ny Soritrasa, ny Mpi...
  • Inclusion

    WORKSHOP  iraisam-pirenena mahakasika ny fanabeazana mampiaty   Taorian’ny resaka nifanaovana tamin’ny masoivohon’i Norvège eto Madagasikara  dia ny 20, 21,22 Aprily 2010 ho avy izao no ho tanterahina ny Workshop iraisam-pirenena mahakasik...
  • Fanokanana birao Sekoly Maitso Bara

    Ny 09 desambra 2009 lasa teo no notokanana ny birao vaovaon’ny Sekoly Maitso Bara ao Toliara. Natao tokoa ity birao ity mba hanamorana ny asa fanarahamaso  sy fikarakarana ny taratasin’ireo Sekoly 8 misy ao amin’ny faritry ny Fiherenana Tolia...
  • Fitsidiana sekoly nation’ny ekipa ProVert

    FFL : Ny Sekoly Loterana tao Antsomaina ao Fianarantsoa indray no nahazo ny fitsidiana avy tamin’ny ProVert tamin’iny telovolana lasa iny. Ny mpanolotsaina pedagojika sy ny mpanolotsina ara-tontolo iainana avy amin’ny ProVert no niaraka tam...
  • Akon’ny Green Week Fandriana

    Ny 7- 8 jolay 2009 lasa teo no notanterahina tao amin’ny SFM Fandriana ny green week voalohany tamin’ity taona  2009 ity. Niompana tamin’ny fitadiavana fomba mahomby ampidirana ny fanabeazana ara-tontolo iainana ao anatin’ny programam-pamp...
  • Miralenta / WEGE

    Io no teny fanafohezana ny hoe Women Empowerment and Gender Equality, na raha adika tsotra dia “miralenta ho amin’ny fampandrosoana”. Ny Miralenta dia tsy tetikasa na soritrasa fa fomba fiasa (approache). Ny BN alavaina amin’ny Bistandsnemnda,...
  • WEGE

    Dinidinika nifanaovan’Atoa Jorn Lemvick tamin’ny Filoha sy ny Tonian’ny Fiangonana Loterana Malagasy tamin’ny 31 aogositra 2009 tao Andohalo. __________________________ Atoa Jorn Lemvick dia Tonian’ny BN, Bistandsnemnda, misiona norveziana...
  • WEGE

      WEGE ?     Isika Malagasy dia anisan’ireo olona mandala ny soatoavina sy ny fomba navelan’ireo razana tany aloha. Misy amin’ireo anefa no azo lazaina ho efa nilaozan’ny toetr’andro, toy ny fiheverana fa fanaka malemy ny vehiv...
  • Fitsidihana Soritrasa

    Tao aorian`izay fotoana nisian`ny korontana teto amin`ny firenena izay ( Janoary - Aprily) dia tsy mba afaka nanatontosa fitsidihana soritrasa, afa-tsy vitsy, ny birao Fandraharahana ProVert. Amin`izao fotoana izao dia misy ny ezaka atao mifandraika amin`...
  • Mpiara-miasa vaovao

    RASOALINORO Alijaona Marie Clarisse no anarany. Mpiara-miasa vehivavy ato amin’ny ProVert. Araka ny efa fantantsika dia nitady  mpanolo-tsaina  ara-pedagojika isika teto amin’ny ProVert mba hanampy ny ekipa ao amin’ny birao fandraharahana. N...
  • Urgent

    Nous sommes à la recherche d'une personne capable de donner des cours d'anglais  à nos personnels et de corriger des textes en anglais.Contact: provert@provertflm.mg034 05 034 50 ou 034 05  034 55...
  • Recrutement urgent

    Un(e) Conseiller(e) pédagogique...
  • Akon'ny Biannual meeting

    Tanteraka ny 24-26 Novambra 2008 ny biannual meeting niarahan'ny ProVert sy ireo soritr'asa miara-dia aminy. Nanampy azy ireo ny MIRD Program nandritra ny andro voalohany sy ny tapakandro faharoa, izay nandinihana manokana ny lafiny ara-bola, sy ny fanats...
  • Famangiana Nationaly SEMATO

    Tonga namangy ny SE.MA.TO. ny Tale Nasionalin'ny Fanabeazana ny Marenina, Ramatoa Jeannette Raelisoa, sy ny tompon'andraikitra momba ny tontolo iainana ato amin'ny PROVERT, Andriamatoa NDRINA....
  • Krisimasy Foibe Fiangonana Loterana Malagasy

    Ny 5 desembra 2008 maraina no tanterahana tao amin'ny Misiona Norveziana ao Isoraka Antananarivo ny fankalazana ny Krismasy notanterahin'ny Foibe Fiangonana Loterana Malagasy sy ireo mpiara-miasa nasionaly rehetra....
  • Akon'ny Herinandro Maitso II

     Ny 02 sy 03 desambra lasa teo no notontosaina tany  Ihosy tao amin'ny SoFaBa ny herinandro maitso niarahan'ny soritr'asa tsirairay miara-miasa amin'ny ProVert....
  • ARAHABAINA NATANAEL

      Ny Talata 23 septambra 2008 no teraka lahy kely ny vadin’ny Solontena maharitry ny NMS eto Madagasikara, i Andriamatoa Arild BAKKE.  I Natanael  Ariziva BAKKE no anaran’ny zaza ary izy no zaza faharoa....
  • Akon’ny Herinandro Maitso

    Ny 10 ka hatramin’ny 12 Jona lasa teo ny “Green Week” na adika hoe herinandro maitso. Atrik'asa lehibe fifampizarana traik'efa ara-tontolo iainana izy ity. Niavaka tamin’ny herinandro maitso notontosaina tamin’ny taona lasa izy ity noho izy tena...
  • Akon’ny Herinandro Maitso

    Ny 10 ka hatramin’ny 12 Jona lasa teo ny “Green Week” na hadika hoe herinandro maitso. Atrikasa lehibe fifampizarana traikefa ara-tontolo iainana izy ity. Niavaka tamin’ny herinandro maitso notontosaina tamin’ny taona lasa iz...
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: