Home
Boky Fiainana Maitso 2

 

Tontosa soamantsara ankehitriny ny famoahana ny boky mikasika ny fambolena sy fiompiana vokarina eto anivon'ny ProVert. Efa mivoaka ny boky fiainana maitso laharana faha-2 : "FAMOKARANA ARA-POMBA ORGANIKA".

Ity boky ity dia notsoahina avy amin'ilay boky "Field notes on Organic Farming" nosoratan'i NJOROGE J.W, Kenya Institute of Organic Farming tamin'ny taona 1994.Nadikan-dRamatoa RAKOTONDRAZAFY Zanoarisoa Lalaina tamin'ny fiteny malagasy kosa tamin'ny taona 2009 ary izao nivoaka ho boky izao rehefa avy nandalo ny fanitsiana teknika nataon'ny vaomieran'ny laharam-boky "Fiainana maitso" Fiangonana Loterana Malagas.

 
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: