| Fiaraha-miasa amin’ny UNICEF |
|
Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny UNICEF. Tao aorian’ny fifampitsidihana sy fifampizarana traik’efa mahakasika ny fanabeazana mampiaty dia miara– dia any Ouganda indray ny UNICEF sy ProVert. Ny fijerena ny traik’efan’io firenena io amin’ny lafin’ny fanabeazana mampiaty no tena antondia. Miaradalana amin’ny izany koa ny MEN sy ny ENS. Herin’andro no faharetan’ny dia ny UNICEF no mpikarakara izany. Olona telo no misolo-tena ny ProVert any : 1 FFL , 1 SFM ary 1 Fandrindrana ProVert.
|

