| Mpiara-miasa amin'ny ProVert |
|
Missiona Norveziana eto Madagasikara
|
| Mpiara-miasa amin'ny ProVert |
|
Missiona Norveziana eto Madagasikara
|
|
Vokatra fanadinana CEPE
Sekoly 8 amin’ny 11 no nandray anjara tamin’ny fanadinana ofisialy ny jolay 2009 lasa teo, ny sekoly Soatanimbary, Mahabo, Marosakoa, Angavo, Tsingilofilobe, Ankasy Besakoa Anenjika. Mitotaly 42 ny isan’ny mpianatra nandray anjara avy amin’ireo sekoly ireo. Nahafa-po ny vokatra izay azo, 40 tamin’ireo 42 no afaka fanadinana. Ny tao amin’ny sekoly Besakoa Anenjika ihany no nahitana ny lesoka fa ny an’ny sekoly 7 ambiny dia 100% ny salam-pahafahana fanadinana.
Fanofanana Mpampianatra
Mpampianatra 4 vaovao no nampiofana tao amin’ny birao vaovaon’ny sekoly Maitso Bara tao Toliary ny 7 ka hatramin’ny 10 septambra lasa teo. Alohan’ny hampianaran’izy ireo dia nohamafisina ny fahalalan’izy ireo mikasika ny “Psycho-pédagogie”, ny “Legislation scolaire”, “education inclusive” ary ny “créativité”.
|
| Visits | [+/-] | |
| Today: Yesterday: Day before yesterday: | 3 43 46 | -3 |
| This week: Last week: Week before last week: | 3 301 310 | -9 |
| This month: Last month: Month before last month: | 213 1320 1163 | +157 |
| This year: Last year: | 6687 6858 | -171 |
Avarage per day | ||
| This week: Last week: Week before last week: | 3 43 44.3 | -40 -1.3 |
| This month: Last month: Month before last month: | 35.5 44 38.8 | -8.5 +5.2 |
All visits | ||
| Since module start | 14 024 | |