Home
Welcome in the ProVert Web Page
Fitaovana enti-mampianatra PDF Print
Sunday, 01 August 2010 15:41

Zava-dehibe amin’ny fampianarana ny fisian’ny fitaovana, manampy be dia be ny mpampianatra amin’ny fanatrarana ny tanjona ary manamora nyfahazoan’ny ankizy ny lesona izy ireny. Azo lazaina fa manamaivana kokoa ny asa fampianarana ny fisiany.

 

 

Last Updated ( Wednesday, 04 August 2010 13:56 )
Read more...
 
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpampianatra sy mpianatra tao amin’ny kolejy loterana Farimbona PDF Print
Sunday, 01 August 2010 15:10

 

 

Manakory ny miara-mianatra amin’ny marenina ?

Miriame : Tsara, tiako, mandra-pahatonga any amin’ny 6ème

Nohémie :Tamin’ny voalohany natahotra aho nandre ny feony. Izao aho tsy matahotra intsony satria milay, satria zatra.

Miandrisoa : Mahafinaritra ny miara-mianatra, tsara ny miara-milalao aminy, mahay mifampiresaka izahay.

Julianna : Misy marenina lehibe miara-mipetraka aminay dia manao baiko. Tsara ny manao baiko, fa manaova ihany hoy i Mama.

Last Updated ( Wednesday, 04 August 2010 13:58 )
Read more...
 
Fiaraha-miasa amin’ny UNICEF PDF Print
Friday, 23 July 2010 08:36

 Mitohy ny fiaraha-miasa amin’ny UNICEF. Tao aorian’ny fifampitsidihana sy fifampizarana traik’efa mahakasika ny fanabeazana mampiaty dia miara– dia any Ouganda indray ny UNICEF sy ProVert. Ny fijerena ny traik’efan’io firenena io amin’ny lafin’ny fanabeazana mampiaty no tena antondia.

Last Updated ( Monday, 26 July 2010 14:00 )
Read more...
 
KOLEJY LOTERANA VOHIPOSA PDF Print
Monday, 26 July 2010 13:46

Kolejy iray eo anivon'ny Fanabeazana Loterana ny Kolejy Vohiposa. Eo anivon'ny Synodam-paritany Afovoany (Fianarantsoa) no misy ity sekoly ity, ary anisan'ireo tohanan'ny soritr'asa ProVert.

Last Updated ( Sunday, 01 August 2010 15:20 )
Read more...
 
Fivoriana isan'enimbolana ProVert PDF Print
Monday, 14 June 2010 00:00

 

Biannual Meeting Tulear

 

Tontosa soaman-tsara ny  08 sy ny 09 jona lasa teo ny fivoriana isan'enimbolana fanaon'ny Provert. Raha tsiahivina moa dia ity fivoriana ity no fotoana ihaon'ny soritr'asa tsirairay ao anaty ProVert.

Last Updated ( Friday, 23 July 2010 08:42 )
Read more...
 
More Articles...
<< Start < Prev 1 2 3 4 5 Next > End >>

Page 1 of 5
Malgach (Mg)English (United Kingdom)

Diary ProVert

Datin’ireo atrik’asa rezionaly fanabeazana mampiaty  taona 2010:

 

Toerana

Daty

Fianara

ntsoa

10- 12 Aogositra

Moron

dava

31 Aogositra -

03 Septambra

Maha

janga

7-9 Septambra

 

Datin’ireo fanadinana ofisialy taom-pianarana 2010:

 

BEPC: 26,27, 28, 29 Juillet

BAC: 16, 17, 18, 19 Juillet

 

Daty fifaninanana hidirana ao  amin’ny

 

SEFAFI Tombontsoa Antsirabe: 30 Aogositra 2010

SEFAFI Fihaonana Vohipeno: 23 - 27 Jolay 2010

SFM Fandriana: 24, 25 Aogositra 2010

Statistics

Visits [+/-]
Today:
Yesterday:
Day before yesterday:
3
43
46

-3
This week:
Last week:
Week before last week:
3
301
310

-9
This month:
Last month:
Month before last month:
213
1320
1163

+157
This year:
Last year:
6687
6858
-171

Avarage per day
This week:
Last week:
Week before last week:
3
43
44.3
-40
-1.3
This month:
Last month:
Month before last month:
35.5
44
38.8
-8.5
+5.2

All visits
Since module start 14 025
www.provertflm.mg Powered by ProVert in Malgach Lutherian Church
webmaster: